|
|
|
|

Entry 1  mananatra
Root  2 anatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao na manipy torohevitra, manoro izay tokony hatao: Isan-kariva i dadabe fahizay tsy tapaka nananatra anay
9 Manao hafatrafatra: Talohan' ny hiainganay, dia nananatra mafy i dada sy i neny
10 Mitezitra, mandevilevy: Nanao kitoatoa ise ka tsy maintsy mananatra anise toy izao aho [1.1]
Explanations in English  11 to advise; to rebuke [1.2, 1.7]
12 to warn, to admonish, to chastise.
13 In the provinces it means to teach. [1.2]
Explanations in French  14 conseiller [1.8]
Examples  15  Raha mananatra ny adala dia ny lambany no ariany; [2.69#]
16  Sady mananatra anareo aho No mananatra ny tenako! [1.437#]
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  mananatra, 18 manantara, 19 manatrana, manatràna, 20 marantana

Updated on 2026/08/15