|
|
|
|

Entry 1  manampatra
Root  2 ampatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mampiasa tsy am-pisalasalana sady feno fanaranam-po: Nanampatra ny herin-tsandriny tamin' ilay zaza kely tsy ampy folo taona akory izy
9 Manao araka izay tratra, araka izay tiana: Saingy mba efa navelan' ny dokotera hihinana ventin-kanina Rabe ka dia efa nanampatra erý
10 Mampiseho am-pieboeboana, mirehareha: Nanampatra ny harenany marina izy tamin' ny fanambadian' ny zanany ~ Nanamparany ny fahaizany teo izahay nandritra ny adiny roa [1.1]
Explanations in English  11 to stretch out the limbs. [1.2]
12 to stretch out; to extend [1.7]
Explanations in French  13 étendre; allonger [1.3, 1.8]
14 déployer, montrer: Hanampatra ny hatezerany amin' ny mpanota Andriamanitra (Dieu déployra sa colère contre les pêcheurs) [1.3]
Examples  15  fa ny adala kosa manampatra ny hadalany. [2.996#]
Combinations  16  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manampatra
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  manampatra, 18 mpanamatra

Updated on 2026/04/21