|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manaloha
Root  2 aloha
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandefa na mampandeha aloha: Efa nanaloha olona ve ianao mba hilaza ny fahatongavantsika?
9 Manao aloha: Nanaloha ny variny noho ny olona rehetra izy taona ito [1.1]
Explanations in English  10 to do or act first, to begin; to be ripe first, as of fruits. [1.2]

Entry (2/2) 11  manalohà
Root  12 aloha
Part of speech  13  imperative of active verb manaloha [Full list]

Anagrams  14 hamolana, 15 mahalaño, 16 Mahalòna, mahalona, manalohà, manaloha, 17 manolaha

Updated on 2026/08/13