|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manalasala
Root  2 salasala
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mankeo anelanelany, afovoany; tsy mandroso tsy mihemotra
9 Mametraka eo anelanelan' ny zavatra roa
10 Miteraka fihambahambana mahatonga hisalasala: Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora; hanina toa taolana, avala toa nofony ihany [1.1]
Explanations in English  11 to hesitate and do nothing [1.7]
Explanations in French  12 hésiter au point de ne rien faire [1.8]
Examples  13  manalasala tsy hita fandraisana ity ady amin' ny Anglisy ity, ka miaramila tsi-Frantsay no naroso, Malagasy indrindra izany [2.472#]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 15  manalasala
Root  16 salasala
Part of speech  17  imperative of active verb manalasala [Full list]

Anagrams  manalasalà, manalasala

Updated on 2026/08/13