|
|
|
|

Entry 1  manakolaka
Root  2 takolaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao
9 Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay [1.1]
Explanations in English  10 to open the mouth of a dog for the purpose of pouring in the Tangena poison; to go by circuitous way; to seek an advantage, to smite an enemy, to circumvent. [1.2]
Synonyms  11 manatakolaka

Updated on 2026/04/22