| Entry (1/2) | 1 manakobana |
| Root | 2 kobana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manatsikebona, manetsiketsika, manatsoboka ao anaty rano madio, mampivonto
[1.1] |
| Explanations in French |
9 Agiter, remuer; faire gonfler, faire renfler
[1.3#344] 10 Qui trouble, qui peut troubler. [1.3#344] |
| Examples |
11 Izaho kosa manakobana.
[2.117#]
12 Tanalahy ambonin-kazo ny vintana miova volo matoa misy zaza misioka tsy satrim-parihy hitera-potaka ao ihany raha manakobana maro ny hazo fa ny fary no mamy maro ny valala fa ny ambolo no tsara soratra maro ny olona fa hianao no andrian'ny saiko [2.131#] |
| Entry (2/2) | 13 manakobàna |
| Root | 14 kobana |
| Part of speech | 15 imperative of active verb manakobana [Full list] |
| Anagrams | 16 anakambano, 17 manabonaka, manakobàna, manakobana |
| Updated on 2026/08/15 |
|