|
|
|
|

Entry 1  manakipaka
Root  2 kipaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manala, manesotra, manendaka: Handalotra angaha ry zareo atsy avaratra fa nanakipaka ny tsihy tao aminy vao maraina
9 Manary: Tsy tsara ny manakipaka ny havana mahantra [1.1]
Explanations in French  10 Enlever, détacher, écailler, éloigner, dépouiller quelqu'un. [1.3#333]
Examples  11  Aza atao indray manakipaka amin' ny ratsy fanahy sy ny mpanao meloka aho, fa ireny dia milaza fihavanana amin' ny namany, kanjo ratsy no ao am-pony. [2.996#]

Anagrams  manakipaka, 12 mpanakiaka

Updated on 2026/04/20