|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manakatona
Root  2 katona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandrindrina, manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana ka tsy mivoha izy amin' izay: Ndeha hanakatona ny varavarankely indrindra aho no nahita azy nandositra [1.1]
Explanations in English  9 to close a door, etc [1.7]
Explanations in French  10 fermer une porte, etc [1.8]

Entry (2/2) 11  manakatòna
Root  12 katona
Part of speech  13  imperative of active verb manakatona [Full list]

Anagrams  manakatòna, manakatona, 14 manakotana, manakotàna, 15 manan-katao

Updated on 2026/08/15