|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manajanona
Root  2 janona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afovoan-dalana izy ka voasazy
9 Mampiato, tsy mamela hanohy: Tonga ny mpampianatra nanajanona ny ady hevitra fa saika nivadika ho zavatra hafa [1.1]
Synonyms  10 manjanona

Entry (2/2) 11  manajanòna
Root  12 janona
Part of speech  13  imperative of active verb manajanona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  manajanòna, manajanona, 14 mananjanoa

Updated on 2026/08/13