|
|
|
|

Entry 1  manaitra
Root  2 traitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamoha amin' ny torimaso: Tsy nisy nanaitra ahy ka dia diso fidirana terỳ aho
9 Mampitahotra tampoka, mampivadi-po: Nanaitra ahy ny fahitako ilay olona niditra tampoka tao an-trano
10 Manatabataba tampoka ka mahatonga handositra: Iza no nanaitra ilay vorona nitsindrotsindroka teto
11 Mahagaga: Manaitra ahy izany vaovao lazainao izany [1.1]
Explanations in English  12 to startle, to excite [1.7]
Explanations in French  13 surprendre; alarmer; éveiller [1.8]
Examples  14  Ny manofa lamba olona, fa manaitra. [1.437#]
15  manaitra am-boalohany fotsiny fa mora miofo. [2.643#]
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 maiñatra, manaitra, 18 manitara, 19 matriaña, 20 mianatra, 21 miatrana, 22 mitaraña, mitarana

Updated on 2026/08/19