|
|
|
|

Entry 1  manafika
Root  2 tafika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manatona mamely, mibosesika maka: Nanafika tany Ejipta i Napoléon [1.1]
Explanations in English  9 to invade or attack with a military force [1.7]
Explanations in French  10 faire la guerre, envahir un pays [1.8]
Examples  11  Dia aiza izay hery hoenti-manafika? [2.528#]
12  Raha alina tsy azo lalovana, nefa misy tovolahy minaikanaika mankao manafika ny amboadia. [1.437#]
Vocabulary  13  Military

Anagrams  14 fanamika, 15 fanimaka, 16 mainka fa, 17 mañafaky, manafika, 18 mankafay, 19 mifanaka, 20 mikafana

Updated on 2026/04/20