|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manafaingana
Root  2 faingana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao izay hahavitana faingana: Manafaingana ny dia [1.1]
Explanations in English  9 to hasten [1.2, 1.7]
10 to hurry, to make to be quick. [1.2]
11 to hurry along [1.7]
Explanations in French  12 hâter, accélérer [1.3#139, 1.8]
13 faire hâter, presser, faire aller vite [1.3#139]
Examples  14  Ny raharahan' ny Solontenam-panjakana dia manaramaso ny ankizy raha misy tsy mianatra sy manafaingana ny ianorenan-tSekoly. [2.649#]
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 16  manafaingàna
Root  17 faingana
Part of speech  18  imperative of active verb manafaingana [Full list]

Anagrams  manafaingana, manafaingàna

Updated on 2026/08/24