| Entry | 1 manadino |
| Root | 2 hadino |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Tsy mahatsiaro: Rehefa faly, mora ny manadino ny lasa
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to forget
[1.2, 1.7] 10 to neglect [1.2] |
| Explanations in French |
11 oublier
[1.3#202, 1.8] 12 ne pas se souvenir, pardonner [1.3#202] |
| Examples |
13 Ny ankizy ankehitriny koa tsy manadino.
[1.369#]
14 Toroy izy raha manadino, anaro raha miha-fahafa. [2.245#] 15 Tia havana nefa saro-manadino ny ratsy hatao azy na dia tsy manao am-po aza. [1.381#] |
| Combinations | 16 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manadino |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 18 amandino, 19 andamino, manadino, 20 mandaoñy, 21 manindao, 22 manodina, manodìna, mañodina, 23 manondia, 24 miondana, miondàna |
| Updated on 2026/08/19 |
|