| Entry | 1 hadino |
| Part of speech | 2 participle |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
21 tsy tsaroana: Hadinoko ny anaranao
22 tsy tsaroana ny niteny na ny nitondra: Hadino ny hafatra ~ Hadino ny boky [1.1] |
| Explanations in English |
23 forgotten
[1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
24 oublié
[1.3#202, 1.8] 25 dont on ne se souvient pas [1.3#202] 26 pardonné [1.3#202] |
| Examples |
27 Kanjo nony ampitso dia mbola hadinony ihany indray
[2.69#74]
28 Tsy ho hadinonay mandrakizay ny fitiavana nasehony anay [2.649#85] |
| Proverbs | 29 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 30 daniho, 31 dinaho, 32 donahy, hadino, 33 hodina |
| Updated on 2026/07/17 |
|