|
|
|
|

Entry 1  mampandeha
Root  2 leha
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in French  7 faire fonctionner [1.13]
Examples  8  ary dia mampandeha ny olona hanao ny marina, mba tsy haha diso azy; [2.59#]
9  Ny fiarakodia hamonjen-danonana sy ny solitany mampandeha azy : avy any ivelany. [2.503#]
10  Nolazain' Andrianaly fa ny menaka no mahalefaka ny tangena sy malaky mampandeha ny hoditr' akoho. [1.437#]

Updated on 2026/04/19