|
|
|
|

Entry 1  mamotsy
Root  2 fotsy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manadio (metaly, nify ): Mamotsy sabatra
9 Mitoto vary fanintelony (rehefa avy nanamaivoka dia nanatsaitsaika azy): Ndeha mamotsy vary rankizy [1.1]
Explanations in English  10 to whiten. [1.2, 1.7]
Explanations in French  11 blanchir [1.8]
Examples  12  Zava-baovao fehizay ny nahita zazavavy malagasy madio fitafiana sy tava, ary mamotsy hoho. [2.649#]
Combinations  13  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamotsy

Updated on 2026/04/19