|
|
|
|

Entry 1  mamotraka
Root  2 potraka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana: Vato kely no namotraka azy [1.1]
Explanations in French  9 jetter à terre, renverser, dégrader, verser des larmes [1.3#494]
Examples  10  Fa ny haratsiana mamotraka ny mpanota. [2.996#]
11  Soavaly tsara folaka ity fiangonana ity, ka tsy mba mamotraka izay mitaingina azy. [2.59#]
Other spellings  12 manapotraka
Combinations  13  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamotraka
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 mamokatra, mamotraka

Updated on 2026/04/22