|
|
|
|

Entry 1  mamoly
Root  2 foly
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao ho kofehy: Efa ela no nahay namoly landy sy landihazo ny Malagasy [1.1]
Explanations in English  9 to spin thread [1.7]
Explanations in French  10 filer [1.8, 1.5]
Examples  11  Misy efa mahay mamoly madinika sy mahitsy tsara, ka ny lamba rita amin' izany lafo ariary telo na ariary efatra. [1.437#]
Analogs  12  manady, 13  manasina, 14  manira

Anagrams  15 Lô-Ammì, 16 mamilo, mamoly, 17 milamo, 18 miloma, 19 mimalo

Updated on 2026/04/22