| Entry (1/2) | 1 mamofona |
| Root | 2 fofona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mandefa fofona, mitera-pofana: Mamofona ny tany mando
9 Maimbo: Mamofona itỳ hena itỳ fa efa nialina andro [1.1] |
| Explanations in English |
10 to smell bad
[1.7] |
| Explanations in French |
11 sentir mauvais
[1.8] |
| Examples |
12 ary raha miaraka amin' ny ferena dia ny tsara fanahy avy no mamofona
[2.436#]
13 mamotsibotsy ny voankazo na mamofona ny zava-maniry satria mamony tsy misy orana [2.285#] |
| Entry (2/2) | 14 mamofona |
| Root | 15 fofona |
| Part of speech | 16 imperative of active verb mamofona [Full list] |
| Anagrams | 17 fanomamo, mamofòna, mamofona |
| Updated on 2026/08/19 |
|