| Entry (1/2) | 1 mamody |
| Root | 2 vody |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Misy vodiny: Mbola tsy mamody ireto mangahazo ireto
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to return the thing bought.
[1.2] |
| Explanations in French |
10 produire des bulbes, des tubercules
[1.3] |
| Examples |
11 ny tsy mamody kosa dia amin' ny miratra volana.
[1.381#]
12 Inona ary izany : Ririnina tsy mamody, fahavaratra tsy mandravina? [2.69#] |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 14 mamody |
| Part of speech | 15 active verb |
| Explanations in Malagasy |
16 [Antambahoaka] manakatona
[1.78] |
| Updated on 2026/04/21 |
|