|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mamikavika
Root  2 vikavika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao zaitra tsy mbola tena izy fa zojòtra fotsiny; manjojòtra. [1.1]
Explanations in English  9 to tack or baste with large stitches [1.7]
Explanations in French  10 faufiler [1.8]
Examples  11  Efa sasatra sy torovan' ny fiakara-mideza sy ny ala novakina, nefa feno fanantenana tsy mety kivy, ka mamikavika ny dia miankandrefana. [2.499#]
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamikavika

Entry (2/2) 13  mamikavikà
Root  14 vikavika
Part of speech  15  imperative of active verb mamikavika [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  16 mamakivaky, mamikavikà, mamikavika

Updated on 2026/08/19