|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mamarina
Root  2 varina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manosika am-pidinana, manjera: Nitetika hamarina an-tevana an' Imboasalama zanak' anabaviny Andrianjafy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana: "anadahin-dreny mamarina an-kady"
9 Mandefa any an-tsiraka, any am-pita: Lasa namarina omby any Toliara izy [1.1]

Entry (2/2) 10  mamarina
Root  11 vary
Part of speech  12  imperative of active verb mamary [Full list]
Explanations in Malagasy  13 [Antambahoaka] manomboha! [1.78]

Anagrams  mamarina, 14 mamirana

Updated on 2026/04/13