|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mamarafara
Root  2 farafara
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao teny ierana ifanaovana [1.1]
Explanations in English  9 to declare beforehand, to foretell, to warn, to caution. [1.2]
Explanations in French  10 poser les préliminaires, les conditions préalables, donner des instructions [1.3]
Examples  11  Fa hoy aho mamarafara: tandremo ange fa hatrizay nidiran' ny fahaizan-tsamihafa sy ny fivavahana kristianina tao an-tsaina amam-pon' ny Malagasy izay, dia maro ny hevi-baovao tafatsofoka tamin'ireo tenin-drazana tranainy. [2.296#]

Entry (2/2) 12  mamarafarà
Root  13 farafara
Part of speech  14  imperative of active verb mamarafara [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mamarafarà, mamarafara

Updated on 2026/08/06