|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mamantana
Root  2 vantana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandeha mahitsy mankany..., manitsy: Mamantana any amin' ny Paositra ity lalana itỳ
9 Tonga avy hatrany tsy mivilivily: Aty aminareo izahay no mamantana noho ny fifankahalalantsika
10 Mandeha tsy misy mitana: Namantana tany an-kady ilay fiara fa tapaka, hono, ny gadran-kodiarana [1.1]
Combinations  11  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamantana

Entry (2/2) 12  mamantàna
Root  13 vantana
Part of speech  14  imperative of active verb mamantana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mamantana, mamantàna, 15 manamanta

Updated on 2026/08/15