|
|
|
|

Entry (1/3) 1  mamalana
Root  2 valana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandefa hanaraka ny rano: Mamalan-drano ny ondana niondanan' ny maty ny olona, mba ho lasany any ny ratsy rehetra!
9 Mandroaka, mampihataka lavitra: Misy mihitsy didy mamalana ny biby mpanimba voly lavitra ny fonenan' ny olona
10 Manisy fampandairan-doko amin' ny lamba; maneza: Mamalana lamba landy
11 Mandiso ny feon-kira izay manjary mitambororotra: Aza avela hihira ireo ankizy ireo fa mamalan-kira [1.1]
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamalana

Entry (2/3) 13  mamalàna
Root  14 valana
Part of speech  15  imperative of active verb mamalana [Full list]

Entry (3/3) 16  mamalana
Root  17 falana
Part of speech  18  active verb
Explanations in English  19 [Provincial] to follow by some other road, to follow on the other side; to go to the other side of a tree for the purpose of chopping it down after one side has been hewn [1.2]

Anagrams  mamalana, mamalàna, 20 mamanala, 21 manalama

Updated on 2026/08/06