|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mamafa
Root  2 fafa
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Tanala] mamaoka, manadio, mifafa [1.78]
9 Manala ny loto, manaisotra ny potipoti-javatra amin' ny kifafa: Iza no namafa ny tohatra?
10 Mamaoka: Mamafa vilia [1.1]
Explanations in English  11 to sweep [1.2, 1.7]
12 to wipe, to clear away [1.2]
Explanations in French  13 balayer [1.3#136, 1.8, 1.405]
14 essuyer [1.3#136, 1.8]
15 rafler [1.3#136]
Examples  16  Fa angaha ny Vazaha koa mba mamafa lalana? [2.356#41]
17  Satria mahay mamafa trano tsara Izanany saingy kamo. [2.332#26]
Synonyms  18 mifafa
Analogs  19  manala loto, 20  manraoka, 21  mifafa, 22  mifaoka

Entry (2/2) 23  mamafà
Root  24 fafa
Part of speech  25  imperative of active verb mamafa [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mamafa, mamafà

Updated on 2026/08/19