|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mamadika
Root  2 vadika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao zavatra miamboho: Mamadika fitaratra
9 Mampiseho ny ila na lafiny iray tsy mbola niseho: Mamadika tsihy
10 Miova ho mpamely nefa nitokisana: Namadika ny firenena izy
11 Mamindra faty ho ao amin' ny fasan-drazana na mamono lambamena: Lasa namadika any ambanivohitra izy [1.1]
Explanations in English  12 to turn something over; to "turn the bones" of the dead; to betray [1.7]
Explanations in French  13 mettre à l'envers [1.3, 1.8]
14 trahir [1.3, 1.8]
15 tourner, chavirer
16 changer les morts de tombeau [1.3]
17 tourner sur l'autre côté
18 "retourner" les ossements des ancêtres [1.8]
Examples  19  Raha mamadika izao teniko izao ianareo, matiko! [2.508#409]
20  Ry Dimilahy mianadahy avy no mamadika ireo ray aman-dreniny sy razambeny. [2.470#87]
Combinations  21  6 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamadika

Entry (2/2) 22  mamadika
Root  23 vadika
Part of speech  24  adjective
Explanations in Malagasy  25 [Betsileo] Enti-milaza tandrok' omby toy ny tandrok' omby kirongo saingy boribory antonony ny fiolany [1.1]
Vocabulary  26  Economy: breeding, farming
Tables and plates  27  Shapes of Cattle Horns
Illustrations 
28 

Updated on 2026/04/19