|
|
|
|

Entry 1  malefaka
Root  2 lefaka
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  8 Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka erỳ ny tanan-jazakely
9 Malemilemy: Feo malefaka
10 Malemy paika: Malefaka tsy mba miriadriatra Rangahy iny
11 Tsy misy heriny firy: Zavapisotro malefaka [1.1]
Explanations in English  12 pliant, supple; easy going, gentle
13 not too strong (of beverages) [1.7]
Explanations in French  14 souple; calme
15 pas trop fort (se dit des boissons) [1.8]
Examples  16  hazo malefaka koa ny andrarezina. [2.69#215]
17  hoy ny feony malefaka toy ny bitsibitsika. [2.529#105]
18  Nitodika azy ilay lahiantitra sady nitsiky malefaka. [2.5#111]
Combinations  19  13 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word malefaka
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Anagrams  21 falamake, malefaka

Updated on 2026/04/21