| Entry | 1 malaza |
| Root | 2 laza |
| Part of speech | 3 adjective |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 fantatran'olona betsaka hatraiza hatraiza: Olo-malaza eto amin'ny faritany Ingahy Rabehevitra
8 Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy: Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ [1.1#563] |
| Explanations in English |
9 renowned; notorious
[1.2] |
| Explanations in French |
10 célèbre
[1.3#395, 1.5] 11 renommé, fameux [1.3#395] 12 réputé, animé [1.5] |
| Examples |
13 Iza no mpanoratra malaza fantatrao?
[2.113#77]
14 Harriet Newell, Misionera malaza koa. [2.649#181] 15 Olona malaza tokoa Andrianampoinimerina. [2.332#100] 16 Izao kosa no kabary malaza nahatonga an'i Tsianolondroa. [2.298#85] |
| Analogs | 17 be voninahitra, 18 iray toa zato, 19 manan-daza, 20 mandeha laza, 21 manehoeho, 22 manetriketrika, 23 tsy leo laza |
| Combinations | 24 15 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word malaza |
| Proverbs | 25 Proverbs containing that word |
| Anagrams | malaza, 26 zamala |
| Updated on 2026/04/22 |
|