|
|
|
|

Entry 1  manehoeho
Root  2 ehoeho
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Maneno mafy ka re lavitra; mirehondrehona: Nanehoeho teny an-dohasaha ny feon' ny anjely ny alin' ny nahaterahan' ny Mpamonjy
8 Mahoraka sy re laza amin' ny harena sy ny voninahitra na ny fahaizana: Manehoeho eran-tany ny lazan' io mpitondra fanjakana io [1.1]
Explanations in English  9 to resound [1.7]
Explanations in French  10 résonner [1.8]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21