|
|
|
|

Entry 1  malama
Root  2 lama
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Simple :
Explanations in Malagasy  5 Malambolambo mampibolisatra: Tandremo sao potraka fa malama ny fotaka
6 Midifidify tsy mety mandoa trosa: Olona malama iny Rangahy iny fa aza mba mampisambo-bola an' iny. [1.1]
Explanations in English  7 smooth, slippery [1.2, 1.7]
Explanations in French  8 glissant [1.3, 1.8]
9 Poli, uni
10 figuré: mauvais payeur, peu probe, qui ne rend pas ce qu'il emprunte [1.3]
11 lisse [1.8]
Examples  12  Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. [2.472#125]
13  Raha manaiky ny tsy hiverina ilalana ny tongotrao kapohin‘ ny bozaka kotsan' ando sy solafaka impolo kely amin' ny fotaka malaman' ny riaka... [2.529#5]
14  nefa tandremo sao lavo fa malama ny lalana; [1.560]
15  Tonon' andry malama, Mahaiza mitan-kazomanga, Fa ny zana-Bazaha no hitsangaaa. [2.69#276]
Combinations  16  15 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word malama
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  malama, 18 mamala, mamalà

Updated on 2026/08/15