|
|
|
|

Entry (1/3) 1  malady
Root  2 lady
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  5 [Bezanozano] kinga, haingana [1.78]
6 [Sihanaka+Tanala] haingana [1.78]
7 Mandeha haingana: Malady ianao izany, tsy vao tamin' ny fito ianao no niala teto
8 Mora mandre, mandre na dia izay feo malefaka indrindra aza: Mbola malady io antidahy valopolo taona io fa reny thany na bitsibitsika aza no atao aminy
9 Mora mahafana rano, mahamasaka nahandro (vilany): Aza ela ianao fa efa ho masaka ny sakafo, malady manko ny vilaninay [1.1]
Explanations in English  10 quick
11 keen of hearing [1.7]
Explanations in French  12 [Tankarana] rapide. [1.19]
13 prompt
14 qui a l'oreille fine [1.8]
15 précoce [1.196]
16 vite prêt, rapidement préparé [1.196]
Examples  17  malady loatra izany fitiavana izany. [2.895#174]
18  Andro aingana sy malady ny Alahamady. [1.381#]
Synonyms  19 lady
Combinations  20  12 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word malady
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Entry (2/3) 22  malady
Root  23 lady
Part of speech  24  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  25 [Bezanozano] vetivety [1.78]

Entry (3/3) 26  malady    
Part of speech  27  noun
Explanations in English  28 aretina [1.17]

Updated on 2026/07/17