|
|
|
|

Entry 1  mahomby
Root  2 omby
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Maharesy, mandresy: Tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy
9 Ambinina, mahavoa tsara, mahazo vokatra tsara, misy vokany tsara: Nahomby ny zokiko tamin' ny fanadinana ~ Tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina
10 Mandaitra, afaka hanasitrana: Nahomby tokoa ny fanafody nomenao ahy fa vao nisotro eran' ny sotro aho dia nisinda ny aretin' andohako
11 (raha misy matoanteny eo aoriany): afaka hanao (asa iray) tsara: Tsy mahomby miasa tany izy
12 Tsara, vanona: Misaotra fa nahomby tokoa ny kilalaonareo, rankizy. [1.1]
Explanations in English  13 to be able to do something, to be able to effect [1.2]
14 to be able to do it; to succeed [1.7]
Explanations in French  15 être capable de faire une chose; réussir [1.8]
Analogs  16  mahasehaka, 17  mahovoka
Combinations  18  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mahomby
Proverbs  19  Proverbs containing that word

Anagrams  mahomby, 20 mihambo

Updated on 2026/04/22