|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mahita
Root  2 hita
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mahalala ny fisian-javatra iray amin' ny alalan' ny maso: Mahita rahona eny amin' ny lanitra aho
9 Mifanena amy: Nahita an-dRasoa aho teny an-tsena
10 Sandra, tojo: Nahita vola ariary zato teny an' arabe Isambilo
11 Mamorona: Ny Sinoa no nahita ny vanja voalohany
12 Ahatazanana: Mahita tsara itỳ masolavitra itỳ.
13 Hikapa hahita ny tonony anie, handidy hahita ny vaniny: teny entina mirary soa ny mpitondra fanjakana na lehibem-pikambanana mba hahita izay mety tokony hatao hitondrana ara-pahamarinana sy amin' ny hitsiny [1.1]
Explanations in English  14 to see; to find [1.7]
Explanations in French  15 voir, trouver [1.8]
Combinations  16  21 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mahita
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 18  mahità
Root  19 hita
Part of speech  20  imperative of active verb mahita [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mahita, mahità, 21 matahy, 22 mitaha, mitahà

Updated on 2026/08/19