|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mahefa
Root  2 efa
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mahavita: Mahefa ny zavatra rehetra Andriamanitra / Mahefà be e!
9 Mahafaty (ain' olona): Tsy mahefa ain' olona aho
10 Mahaloa: Atolory ny fanjakana io fa tsy nahefa trosa [1.1]
Explanations in French  11 pouvoir faire, pouvoir achever, pouvoir mettre à mort, pouvoir payer, pouvoir restituer [1.3#119]
Examples  12  rariny raha misy mahefa ny adidiny; [1.318]
13  koa raha mahefa ireo hianao dia homeny ho vadinao Imanahadreny. [2.69#88]
14  Fa angaha koa izay lazain' ny molotra ambony sy ambany dia mahefa inona. [2.895#78]
Other spellings  15 mahaefa
Combinations  16  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mahefa
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 18  mahefa
Root  19 efa
Part of speech  20  imperative of active verb mahefa [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mahefa, mahefà

Updated on 2026/08/15