|
|
|
|

Entry 1  mahasamihafa
Root  2 samihafa
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Raha te hampiseho ny mahasamihafa an’ Andriamanitra sy ny ombiasa izy, dia miteny hoe: [1.353#4]
8  Fa eo amin' ny zanak' Israely rehetra kosa, tsy mba hisy hanetsika ny lelany, na olona na biby, na dia alika iray aza, mba hahafantaranao izay mahasamihafa ny iheveran' ny Tompo an' i Ejipta sy an' Israely. [2.996]

Updated on 2026/04/19