|
|
|
|

Entry 1  mahamenatra
Root  2 henatra
Part of speech  3  active verb or adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in English  7 to make ashamed
8 shameful, humiliating [1.7]
Explanations in French  9 rendre honteux
10 honteux, humiliant [1.8]
Examples  11  Aza miteny mafy, fa mahamenatra olona! [2.5#]
12  Ary matetika izy no mamo eny am-pilanjana, ka mirondrona mahamenatra; [2.59#]
13  Aoka izay, Ranaivo, hoy Rasolo, fandrao misy mahalala, ka mahamenatra olona eto; [2.324#]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2026/07/17