|
|
|
|

Entry (1/2) 1  lovana
Root  2 lova
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Azo na raisina avy amin' ny ray aman-dreny: Vola kely fa tany betsaka kosa no nolovany tamin' ny ray aman-dreniny / Aretina nolovany tamin' ny reniny io [1.1]
Explanations in English  9 to be inherited [1.7]
Explanations in French  10 qu'on hérite; dont on hérite [1.8]

Entry (2/2) 11  lovana
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13 Ireo hazo roa eo andany sy ankilan' ny vavahadim-bohitr' omby izay noloahana mifanandrify mba hidiran' ny tsivalany rehefa hidiana ny vala. (Ny olona antitra efa konka izay tsy afa-mitraka intsony rehefa mipetraka ka manjary avo noho ny lohany ny lohaliny roa dia natao hoe "midi-dovana" satria noharina amin' ny lovana ny lohaliny roa amin' izay) [1.1]

Anagrams  lovana, 14 valona, 15 volana

Updated on 2026/04/19