| Entry | 1 lova |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
13 Vola na fananana navelan' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany: Nahazo lova be izy
14 Toetra, aretina nafindran' ny ray aman-dreny na ny razana tamin' ny taranany: Hatsaram-panahy no hany lovany tamin' ny ray aman-dreniny. [1.1] |
| Explanations in English |
15 an inheritance
[1.7] |
| Explanations in French |
16 héritage
[1.8] |
| Examples |
17 Ireny no lova sarobidy avy amin' ny razana.
[2.445#81]
18 ny ray aman-dreny masi-mandidy amin'ny lova; [2.508#420] |
| Analogs | 19 lovabe |
| Combinations | 20 8 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lova |
| Proverbs | 21 Proverbs containing that word |
| Article | 22 Randzavola: lova ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | 23 lavo, lova, 24 valo, 25 vola |
| Updated on 2026/04/22 |
|