| Entry | 1 lentika |
| Part of speech | 2 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
21 Sitrika, tsy fisehoana, fidifian' ny masoandro na ny volana any ambadiky ny faravodilanitra
22 Fahelan' ny olona irahina any amin' ny nanirahana azy, fihitsohana lalina. [1.1] |
| Explanations in French |
23 submergé, plongé, enfoncé dans, disparu sous l'horizon
24 enfoncé dans le mal, dans les embarras [1.3] |
| Combinations | 25 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lentika |
| Anagrams | 26 lantike, lentika |
| Updated on 2026/04/19 |
|