| Entry | 1 alentika |
| Root | 2 lentika |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Asitrika ao anaty rano: Alenteho ao anaty rano ireo hoditra ireo
9 Ampidirina (ao andoha) ho raikitra tsara: Alenteho ao an-dohanao izany [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be sunk, to be submerged
[1.7] |
| Explanations in French |
11 qu'on submerge, qu'on enfonce, qu'on plonge dans
[1.8] |
| Examples |
12 Asa tany amin' ny angady ka tsy alentika lalina ny angady
[2.285#]
13 Raha voly ririnina izy, atao fohy tapaka, dia alentika ho difotra anaty tany [2.643#] |
| Updated on 2026/04/19 |
|