|
|
|
|

Entry 1  lazoina
Root  2 lazo
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Aserantserana amin' ny afo: Tokony holazoina ilay volotsangana vao notapahina
9 Asian' ny amban' aretina, asian' aretina mbola mikotrika: Angamba lazoin' ny kitrotro itỳ zaza itỳ
10 Asiana: Lazoin' ny hainandro ny andohako
11 Atarazoka; atao izay hahela: Tsy ho vita na oviana na oviana itỳ raharaha itỳ fa lazoinareo lava [1.1]
Explanations in English  12 to be made to fade, to be wilted; to be softened by fire [1.7]
Explanations in French  13 qu'on fait ternir; qu'on flétrit, qu'on ramollit auprès du feu [1.8]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 alozina, lazoina, 16 lozaina, 17 loziana

Updated on 2026/04/21