|
|
|
|

Entry (1/2) 1  lavitra
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
5  Imperative :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  18 Tsy akaiky: Lavitra ny toerana misy azy ~ Lavitra ny hevitro izany lazainao izany
19 Fotoana mbola ho ela: Fantany ny ho avy, na dia mbola lavitra aza [1.1]
Explanations in English  20 (optimp lavira) far, distant [1.2]
21 far away [1.7]
Explanations in French  22 éloigné [1.3, 1.13]
23 distant [1.3]
24 lointain [1.8]
Examples  25  Izay lavitry maso : lavitry ny fo! [2.499#47]
26  lavitra ahy izy, ka tsy azoko vangiana (il est loin de moi, et je ne puis pas le visiter) [1.3#393]
27  lavitra ahy izany hevitra izany (je suis bien loin de penser cela) [1.3#393]
28  Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia. [2.472#64]
29  Tamin' iny morontsiraka atsinanana iny no nidiran' ny maro tamin' ireo razan-davitry ny Malagasy [2.508#265]
Combinations  30  13 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lavitra
Proverbs  31  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 32  lavitra
Part of speech  33  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  34 Misy elanelana betsaka: Mahay lavitra Rakoto noho Rabe [1.1]
Explanations in English  35 far [1.7]
Explanations in French  36 loin [1.3, 1.8, 1.13]
Examples  37  mandeha lavitra (aller loin) [1.3#393]
38  nijerijery lavitra daholo ny olona [2.472#82]
Antonyms  39 akaiky

Anagrams  lavitra, 40 livatra

Updated on 2026/04/22