|
|
|
|

Entry (1/2) 1  lavaka
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  15 Tany nohadina ka loaka: Latsaka tao anaty lavaka ny zanany
16 Loaka amin' ny zavatra iray: Tsy fomba ny manarangarana amin' ny lava-panalahidy
17 Zohy kely tranom-biby: Lava-boalavo [1.1]
Explanations in English  18 a hole, a cave, a den. See loaka, zohy [1.2]
19 a pit, a hole, a cave [1.7]
Explanations in French  20 trou, fosse, caverne [1.8]
[1.13]
Examples  21  Ka izao no nataoko, nihadiako lavaka. [2.606#]
22  lavaka kely izy ireny teo am-piandohana. [2.117#]
23  Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [2.117#]
24  Ary misy lavaka hono amy ny io tamboho io; [2.59#]
Vocabulary  25  Geography: (in general)
Combinations  26  35 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lavaka
Proverbs  27  Proverbs containing that word
Quotes  28  Texts mentioning that word
Illustrations 
29  30  31 
32  33  34 

Entry (2/2) 35  lavaka
Part of speech  36  noun
Explanations in French  37 [Betsimisaraka+Bezanozano] (au sens habituel ce mot signifie : trou, cavité). Plante dont les jeunes pousses sont consommées comme légume d'après Vallier : Étude sur les ressources de la forêt d'Analamazaotra, dans la revue Notes, Reconnaissances et Explorations (1898) p. 1205. Encore appelée marinjo. [1.196]
Vocabulary  38  Botany

Anagrams  39 kalava, lavaka, 40 valaka

Updated on 2026/07/17