Entry | 1 lakalaka anie Andriamanitra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-mampitandrina olona fatra-panao kitoatoa mankahatra an' Andriamanitra; ny heviny dia toa hoe "tandremo ange fa morainy Andriamanitra, manao izay tianao, ka rehefa ankaharinao izy dia hanao tokoa |
Elementary words | 4 lakalaka, anie, Andriamanitra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |