|
|
|
|

Entry 1  kodia
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  24 Zavatra azo akorisa ka mety mivadibadika: Filokan' ny ankizy ny kodia kely ~ Kodia vato no anaran' ny vato atao amin' ny vavahadim-bohitra
25 Kodiarana
26 Fivarinana amin' ny ara-tsaina na ara-piainana. [1.1]
Explanations in English  27 a wheel [1.7]
Explanations in French  28 action de rouler, de se rouler, ce qui roule, les roues, les rouages
29 dégringolade au physique et au moral [1.3]
30 roue [1.8]
31 volant [1.13]
Examples  32  Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo. [2.366#]
33  Ary izy efatra dia nitovy tarehy, toy ny kodia anatin' ny kodia. [2.996#]
34  Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [2.366#]
Synonyms  35 kodiarana
Combinations  36  13 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word kodia
Proverbs  37  Proverbs containing that word
Quotes  38  Texts mentioning that word

Anagrams  39 dikao, 40 dokay, 41 kaody, kodia

Updated on 2026/04/22