|
|
|
|

Entry 1  kaodikaody
Root  2 kaody
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  10 Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaodikaody izay izy tamin' ny mbola tanora [1.1]
Explanations in English  11 shy, timid, wild [1.7]
Explanations in French  12 méfiant, sauvage, craintif [1.8]
Synonyms  13 kaody
Analogs  14  haodihaody, 15  haolohaolo, 16  madimadina, 17  mahimahina, 18  manahinahy, 19  maodimaody, 20  marimarika, 21  matahotahotra, 22  somaingisaingy, 23  vodivodiana
Proverbs  24  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22