|
|
|
|

Entry 1  haolohaolo
Root  2 haolo
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  5 Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo
6 Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolohy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe Aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) [1.1]
Synonyms  7 haolo

Updated on 2026/04/22