|
|
|
|

Entry (1/2) 1  kamo
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  16 Tsy manana faharisihana hanao fa toa valabalaka ny saina na ny tena: Matetika mitana ny laharana farany ny mpianatra kamo. (Tsy dia azo lazaina mandrakariva ho malaina ny kamo, satria mety mba tahanao asa ihany izy, saingy tsaroany sasatra na trotraka ny tenany). [1.1]
Explanations in English  17 lazy; lacking in appetite [1.7]
Explanations in French  18 paresseux; qui n'a pas d'appétit [1.8]
Examples  19  -- Ity leitsy kamo a! [2.470#153]
Analogs  20  benamboka, 21  kalaina, 22  kamo be kibo, 23  kamo be tenda, 24  kamo velona, 25  kisinina, 26  lava lamosina, 27  malaina, 28  manao afo am-bilanikely, 29  manary andro foana, 30  midonana-poana, 31  mirendrena, 32  miriorio, 33  mitanina andro tsy manavy, 34  mitoe-poana, 35  mitoe-poana toa volon' orona, 36  mitonantonana, 37  mpanao lalimanga, 38  mpitango lalitra
Combinations  39  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word kamo
Proverbs  40  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 41  kamo
Part of speech  42  noun
Explanations in Malagasy  43 Bozaka aolanolana atao toa mahazaka makadiry manefitra ny vary tsy hikasika ny aty rindrin' ny lavabary [1.1]
Synonyms  44 kamoladina

Anagrams  kamo, 45 koma, 46 mako, 47 moka

Updated on 2026/04/22