|
|
|
|

Entry 1  jinjana
Root  2 jinja
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjainany varintsika rahampitso
9 Azo otazana: Inona no soa hojinjain' ny kamolahy, hoy ianao? [1.1]
Explanations in French  10 qu'on coupe, qu'on moissonne [1.3#296]
Examples  11  Dia hoy ny ntaolo raha mananatra : "Manetsa vary mahalana, ny atao ihany no jinjana. [1.316#70]
12  Fa rehefa azo jinjana|jinjany izy, dia jinjana|jinjany miaraka amin' izay, fa efa tonga ny fararano. [2.996]
Other spellings  13 jinjaina
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 anjinja, 16 janjiña, jinjana

Updated on 2026/04/22